DIASPORA MALAGASY ATY ROSIA


Tompokolahy sy Tompokovavy! Dia faly miarahaba antsika rehetra eto @ ity site ity ny tenanay! Mamela anay ianareo hanao izany fiarahabana izany @ teny Rosianina, "ZDRASSTVOUITE"
!
RUS
Mila tolorantsika tanana!
<= IREO ASASOANTSIKA!

Ny zavatra tsara ho marihana anefa dia ireto:
1 - Ity site ity dia tsy manana hery @ lalam-panjakana (tsy "officielle"). Raha ny fomba fijerinay dia ato => Fandraisanay azy!
2 - Natao izy ity mba hisian'ny fifandraisana eo amin-tsika.
Koa noho izany, ny fandraisantsika mianakavy anjara no ilaina! Raha misy zavatra hitanareo fa tsy tsara, diso, tsy mendrika dia mba toroy hevitra fa aza ihomehezana na tondroi-molotra toy ny fanaontsika malagasy matetika. Mihinan-datsaka aza hono misy vary!
<= Ao ireo filazana ho an'ny ankizy!
Ato => NY VAOVAO REHETRA nisy hatr'izay!
Ato => ireo filazana sy antso natao ho antsika!
FISAORANA LEHIBE AVY ATY AMINAY MPANATONTOSA!:
Fisaorana lehibe dia lehibe no atolotray antsika tsirairay avy tsy an-kanavaka! Misaotra, Tompoko! Na ho anareo izay efa nandray sy mbola handray anjara, na ireo mbola tsy nandray anjara , noho ny antony marao samy hafa. Ao koa ireo manana faniriana, fa mbola tsy mahalala izay fomba hanaovana izany! Izahay milaza aminao fa, ...Tohiny...
MBA HANATSARANA ITY TRANOKALA ITY, DIA HEVERINAY FA TSARA ISIKA RAHA MAMETRAKA NY HEVINY SY NY TORO-HEVINY ATO AMIN'NY "BOKIN-DRAKITRA". LAZAO FA AZA MISALASALA FA HATAO IZAY METY EO AMIN'NY LAFINY TEKNIKA! TSINDRIO IO SARY BOKY IO, ARY SORATO NY HEVITRAO.
MISAOTRA TOMPOKO!
JEREO ATO =>> ????? IREO FANADIHADIANA EFA NISY HATR'IZAY.
MANDROSOA ATO => RAHA MITADY FAHASALAMANA AMBONGADINY!

Ato => Jerena!
Ato ianao
raha te-hihomehy
=>> Hatsiakana!




