NAHANDRO KINGA


TORO-HEVITRA HO ANAREO MPIANATRA1!!

 Isika rehetra izao dia:

 - Na efa avy mpianatra,

 - Na mbola mpianatra,

 - Na mbola ho mpianatra.

 Ary fantantsika tsara, indrindra ho antsika izay mandrato fianarana lavitra Ray aman-dReny, fa an'isany olona lehibe mipetraka ny sakafo izay ho hanintsika.

Nahandro Tsy resaka ara-bola fotsiny io, fa ao ihany koa ny tsy fisian'ny fotoana firy handrahoana. Ao koa ny tsy fahazarana, na ny tsy fahaizana mahandro! Mbola ao koa ny tsy fisianny saina te-hamorona. Ary ny voka-dratsin’izany dia... simba tanteraka ny fahasalamana ara-batana, ary mety ho ara-tsaina koa.

 Noho izany rehetra izany no nahatonga anay, mpantontosa ity tranokala ity, hitondra ny anjaranay eo @ fanitsiana izany rehetra izany.

 Koa dia efa eo an-dalam-panangonana ireo toro-hevitra mety hahasoa izahay.

Ho avy tsy ho ela, fa mahareta kely! Клёвый

1 - Mpianatra @ ambaratonga ambony.

 

 



We stayed in Kiev in apartment which provide by Hotel Premier Palace. Apartments with hot water :)

compteur