Le discours du Président à la tribune des Nations-Unies, mardi 23 septembre 2008
25.09.2008
Ny Kabarin'i Filoham-pirenena! Tsy nampiana, tsy nangalana. Vakio fotsiny ato => MANAJA ANAO, TOMPOKO O!. Amin'ny teny frantsay ilay izy, fa na ny fandikana azy amin'ny teny Malagasy aza dia tsy azonay atao. RARAN'NY LALANA (na @ maha-olombelona, sao dia tsy lavorary ny fandikana azy, na aram-panjakana, satria tenin'ny Filoham-pirenena)


