Vaovao roa bevata, fa samy mahafaly!


19.09.2008

Hafaliana lehiba no nandre fa tonga soa aman-tsara any an-tanindrazana ireo mpiray tanin-drazana amin-tsika! Isan'izany i Mr Sitraka sy Mr Solotiana. Satria nahavita ny fiananrany izy ireo, dia nitodidoha any an-tanindrazana!

Mr SitrakaI Mr Sitraka moa izany dia efa nampita hafatra sy nampamangy an-tsika rehetra tamin'ny alalan'ny fiangonana Loterana! Ka ny irarian-tsika dia ny mba hahavitany ny zavatra rehetra nokasainy.  Hahitany asa, satria anie i Madagasikara dia mitady olona hikarakara ny tontolo iainana! " BONNE CHANCE " KOAHY LEROA!  Mr Solotiana moa tsy mbola nandefa hafatra na koa hoe , aza manody ny comme ca Подмигивает, tsy mbola tonga aty aminay. Fa inoan-tsika fa tonga soa aman-tsara any an-tanindrazana koa izy. Ary dia mirary azy koa mba ho ambinin-java-manahirana! Good luck, Zandry!

 

 

Hery Ny vaovao faha-roa Mahafaly koa dia ity! Isaorana ny Avo, satria noho ny fanampiany no nahatonga izao rehetra izao! Nanana olana lehibe dia lehibe isika teo, satria very paispaoro ny zandrintsika , i Mr Hery izany! Ny vaha-olana tsy amintsy natao anefa dia ny fodiana, manamboatra pasipaoro. ISAORANA NY AVAO, hoy izahay, satria dia nanampy tokoa Izy. Ary dia isaora be dia be koa ry zareo ao amin'ny Ambassade, nanao izay fara-heriny! Nanampy tokoa ry zareo fa tsy nanao "ambohoko izay, hoy i Resokaky". Koa dia mbola mamerina ny fisaorana an'ireo Ray aman-dReny ao @ Ambassade. Matetika mantsy izahay zanaka milaza fa tsy miraharaha ianareo Ray amamn-dReny ao @ Ambassade ao, izay misy ihiany ny fahamarinany kely Показывает язык, fa eto kosa izahay dia misaotra anareo. MISAOTRA TOMPOKO O!

Farany! Mety ho gaga isika inona koa no dikan'ity "Sovietique" ity!

Raha ny blague misy dia izao; Ny nahatonga ny anarana hoe sovietika, araky ny fiheveranay azy avy any antsimo azy, dia izao. Rehefa nanafika an'i Moscou  i Napoleon dia efa saiky resy ny sovy, fa tonga tampoka ny hatsiaka sy ny lanezhy! dia nitsoaka ny Frantsay. Ka nihoraka ny sovy hoe: " Sauver-tika ry kiahe " ( avotra isika ry zareo! Клёвый) TSY IZAHO GNE MAVANDY, FA GN'OLO TALOHA Смеётся


Все новости »»»




compteur