MITABE TSY LANIM-BOAY

ragaby747@rambler.ru

 

Меню

  • Varavarana
  • Ny fiainana aty Rosia
  • Ny Mpianatra aty Rosia
  • NAHANDRO MITSITSY SADY MAIKA
  • Zavakanto aty
  • Ireo fifanoratantsika
  • FIANAKAVIANA OLIVIA
  • Album
  • Bokindrakitra
  • Fifandraisana @ Mpanatontosa!
  • Takelaka fa takelaka

Новости

5.10.2009 Tatitra sy sary t@ tsingerintaonan'ny fokomosko!

Tatritra 03/10/2009

17.09.2009 FETIKO, FETINAO, FETINTSIKA!

Fetintsika

9.07.2009 SARY T@ 27 JIONA 2009

sary 27 jiona

Подписаться на новости
RSS :: Все новости »»»

FETIKO, FETINAO, FETINTSIKA!

NOELY
FANANTENANA!
FIFAMELANA!
MAMPITAMBATRA!
ARY
TAOM-BAOVAO
SAMBATRA!!

17.09.2009

Fanasana

Tompokolahy sy Tompokovavy!

Faly milaza amintsika mianakavy, tapaka sy namana ary havana, fa amin’ny asabotsy 03/10/2009 no hankalazantsika ny tsingerintaona voalohan’ny tranokalantsika www.fokomosko.ru. Koa dia manasa antsika rehetra tsy an-kanavaka ho tonga ao amn’ny Lapan’ny Zava-Kanton’ny Ankizy eto Mosko (LZKAM, jereo ato  ==> ny toro-lalana), amin’ny 04ora tolakandro. Izany korana izany dia hitohy hatramin’ny 07ora tolakandro!

 Ny fandaharam-potoana dia ho lazaina amintsika eny ihany, afaka fotoana fohy. Fa efa azo lazaina amintsika dian’izao fa ny hanafana ny fotoanaa amin’izany dia ny tarika “Afrikanda”

 Koa dia tongava maro e!

Afrikanda


Все новости »»»




compteur
Izahay aty
Okis.Ru - система создания сайтов