ASAINA ISIKA REHETRA


11.06.2009

FANASANA

 

Tompokolahy sy Tompokovavy!

Hafaliana ho ahy ny manasa antsika rehetra tsy ankanavaka! Mba hanotrona ahy @ famaranana ny fianarana aty Rosia! Ny alakamisy faha 18 ny volana jiona 2009 izao, @ roa ora tolakandro!

Izany dia hatao ao @ Oniversite aty Varonezh. Ka izay manam-paniriana ho tonga dia aoka hanao izay fomba hifandraisana, na milaza @ mpiandraikitra ity tranokala ity, mba hahazoana mandrindra ny fahatongavantsika.

Koa dia manantena ny fahatongavantsika maro!

Misaotra tompoko!


Все новости »»»



famosas desnudas fotos y videos gratis

compteur