Vaovao tsara be!
20.04.2009
Nisy fihaonana t@ ireo namantsika Rosianina, t@ zoma lasa teo! Dia nahafinaritra Fa nahazo teorana sy trano azontsika ampiasaina isika!
Fa Mialatsiny amintsika izay mahita izao vaovao izao, fa rehefa hariva, izahay mpanantotosa, manao tatitra bebe kokoa! Tsy ampy ilay fotoana!
Fa eo ampiandrasana izany dia efa afaka jerena ato ireo sary sasantsasany @ izany!
Dia ato koa ny tranonkalan'ilay toerana, hoo an'izay hamazo teny Rosianina!
Misaotra, Tompoko!
Hoavy tsy ho ela! 


