Arahaba Bavy e!


15.04.2009

vonikazo

Arahabaintsika ity anabavintsika ity noho ny fitsingerenan'ny taona nahaterahany izao!

 Satria dia andro fitsingerenan'ny toana nahaterahanao ny 14/04/2009, dia miarahaba anao izahay, ry Bavy a!

 Ho ambinin-java-manahirana anie ianao! Dia ho salama tsara, tsy harary!

Dia raiso ary ity hira ity, fa atolotray anao! Ho marik'izany!

Fantatray fa tianao be ireo hiran'i Viavy Chila, Tatazo ary!!!{#emotions_dlg.cool}

viavy Chila

Izahay Mpiray Tanindrazana aminao aty Rosia!


Все новости »»»




compteur