FANASANA AVY AMIN'IREO NAMANA ETO ROSIA
26.03.2009
Hafaliana ho anay ny mampilaza antsika rehetra fa: Nahazo fanasana toy izao izahay avy amin'ireo namana eto Rosia. Raha ny tena anarana entin-dry zareo amin'ny fomba ofisialy moa dia izao: FIKAMBANAN'NY NAMAN'I MADAGASIKARA ETO ROSIA (Club des amis de Madagascar en Russie). Ny lehiben'izany fikambanana izany dia Ramatoa Loudmila Kartashova. Ao amin'ny Institotan'i Afrika no misy ny biraony. Ity ary ilay fanasana
Заседание Клуба друзей Мадагаскара,


