AZA HADINO NY REPETITION!!!
13.12.2008
Allo! allo! Ilazana isika rehetra , indrindra fas ireo mpandray anjara, na isika izay tsy mandray anjara afaka sy tokony hotonga ihiany koa, fa @ alahady nny 14/12/2008 izao no fotoana. Ao @ tranon'i Pastora. Ny adiresy dia tsy miova, fa jereo ao @ "raha te-hanoratra ianareo". @ 5ora tolakandro no fotoana. Mba miezaha isika ho tonga ara-potoana, satria efa ririnina ny andro ka efa vetivety mizina be! Nefa mbola samy hody ihiany!
Misaotra Tompoko!


