OIO... 'NDE... HIANATR'IZAHAY!
14.11.2008
Efa tonga ireo Mpianatra (Padfac)! Tonga t@ 12/11/2008 teo ry zareo. Fa mbola tsy manana vaovao matotra izahay, ka @ manaraka manome ny vaovao misimisy! Tonga soa ianareo ry zandry! raha @ teny Rosianina dia: "DABRO PAZHALOVAT" Raha misy fanontaniana na fanampiana ilaina dia ato =>> Ny fifandraisana!
Tsy mbola sarin-dry zareo io an? 


