"TONGA SOA NAREO RY LERY E!...


5.11.2008

tonga soa

Faly izahay! Faly isika! Faly ry zareo! Tsy mitanisa "entimilaza" izahay, feno loatra ny hafaliana fa tonga havana. Niampy roa indray ny teratany Malagasy eto Rosia! Ary toa roa foana koa izay izany! Смеётся  Ka tsy aleo tonga tsi-roaroa! Ny zaza teraka roa, ny havana tonga roa! Koa dia faly miaraba azy mivady isika rehetra, dia i Ombana sy i Nirina izany. Tonga soa ianareo! Raha misy zavatra tianareo mivady hanontaniana na mila fanampiana @ teny Rosianina, dia aza misalasala. "Pomozhem" Клёвый! Ireo @ Pejy "Raha te-hanoratra ianareo" ireo ny fifandraisana.


Все новости »»»




compteur