ARAHABAINA IANAO, BAVY E!
28.10.2008
Hafaliana "tsy tam-baravara" (tsy azo afenina - f747) ny misy fa vita soratra t@ zoma teo ny rahavavintsika iray! Izay ahay mba tena milay. Fa tsy atao "kivadivady" fotsiny. Aza mifanondro isika fa na dia izahay manoratra koa aza mety ho vokasik'izany!
. Ny tena mba " indrokeliny" dia tsy mba afaka nanotrona izahay! Aza malahelo ianao, BAVY, fa tena tsy afa-nanotra izahay! Fa faly be izahay. Lazaiko anao aza, (fa isika sy ianao ihiany an!
) fa nampiakatra vera mihintsy izahay mba hateza tokatrano ianareo! Maro angamba ny fanomezana nisy,fa ity mba misy hira atolotray anao. Tsindrio ato => HIRA HO ANAO


