HAFALIANA LEHIBE DIA LEHIBE


22.10.2008

LELAHINAY EEEE!

LELAHY MAHERY EEE!.....

Hafaliana! Hafaliana! Tsy dia misy zavatra azo lazaina firy, afa tsy ny hoe : YYYYYYYYYYYYYYEEEEEEEEEEEEESSSSSSSSSSSSS!

Mifaly isika mianakavy! Miravo ny be sy ny maro! T@ atalata 14/10/2008 Rachel Dia nahazo zazalahy i Rachel ( c-a-d teraka ny vadiny an!)Kanefa ny atalata 21/10/20008 teo koa dia nahazo zazavavy koa Roussel! Tena combine kosa angamba ny an-dry zalahy an! Sady jereo ange ! Samy atalata izao! Izay koa ny iray Rachel, ny iray Roussel! Sady @ izay koa, samy zanaka faha-roa! Mampieritreritra aloha ilay izy! Hein!! Sady maromaro ihiany, hoy gny tsy mahay magnisa Смеётся , ireo antsoina hoe Fara Eto an! Ao koa ny Mamy! Клёвый ....

 

 

 

Roussel Ny zanako mantsy ka zanako
Izy no hany fananako
Izy no tompon'ny aiko

Mpadidy sy tena mpibaiko

Ninomako rano tsy tiana
Namoizako ireo fifaliana
Niankinako rindrina irery
Fa tsy nilako mpijery


Ny zavatra vitan'ny tanako
Dia nataoko mba ho an'ny zanako

zdgnmjg,bm,,nnhcmhgsasKa na inona loza mihatra

nxtdrdrhjvgbgbunjnnytasNy zanako tsy mba hahantra
saFRGGFJJLJKB.J;.HHGAina avy amin'ny aina
gnvbnhbvmbvmhgmbmasKa tsy afoiko, tsy afoiko ferin'aina.

Erick Manana.


Все новости »»»




compteur