ANTSO AVO HO ANTSIKA!


 

Tompokolahy sy Tompokovavy! Ry Ray aman-dReny hajaina!  Ry Zoky isany! Ry Mpiraitanindrazana malala!

 Satria dia fantratray fa tsy irery izahay aty, na dia lavitra tanindrazana sy Ray aman-dReny aza! Fantantray fa izy ireo no niteraka, fa dia ianareo no eto akaikinay isan’andro. Fisaorana mitafotafo no atolotray anareo @ izany!

  Izany no teny, inoanay Mpanantontosa ity tranokala ity, fa tian’ireo zandry ho lazaina amintsika raha nisy ny fahafahan’izireo nanano izany!

Nary  Etoana dia tianay, mpanatontosa ity tranolaka ity, no milaza @tsika ny fangatahana sy fiangaviana misy! Efa nisy ihany ny sasany amintsika efa niresahana mivantana ny momba ity fangatahana ity. Ary dia isaorana azy ireo fa dia efa misy ny toky nomen’izy ireo. Efa nisy koa ny filazana natao tato @ fokomosko. Azontsika jerena => ato! izany. Tanatara mahonena ilay izy, ka tsara raha vakintsika izany. Satria mety hisy ny tsy mahazo ny antony nanaovana izao antso izao!

 Koa dia ireto avy ary ny vola ilain’I Zandry Nary! Amin’izany fahavitn’izao PADFAC izao!

 

 

Frais train jusqu'Oufa

2000r

indray mandeha

Assurance medicales

5000r

isan-taona

Foyer

1500r

isan-taona

Cahier + fitaovana

700r

indray mandeha

Electricites

1200r

isan-taona

Sakafo

2000r

Volana voalohany

Izany hoe mila

12400r

Alohan'ny 15/08/2009

 

 

Koa dia atao antso avo amintsika rehetra izy ity! Ary manantena ny fandraisantsika anjara. Satria tsy misy tsy vita, raha ifanampiana!

 Dia mbola misolotena ity zandry ity izahay, mpanantontosa, ny manolotra ny fisaoraona indrindra ho antsika zoky tsy akanavaka. Misaotra @ fikarakarana ataontsika.

 Izay afaka mandray anjara, dia iangaviana mba hanoratra @ mpanatontosa (ragaby747@yandex.ru). Na manorata ato @ bokindrakitra Bokindrakitra raha misy toro-hevitra!

Fa manomboka @ 10 /08/2009 ka hatr@ 15/08/2009  no hanangonana izany.

 Misaotra Tompoko!

f747

 




compteur