MPANAO GAZETY


floIsika aty Rosia dia manana Mpanao Gazety maromaro, izany mihintsy no fianarana ataon'izy ireo aty. Isan'izany Ramatoa kely Florentine. Izay isaorana be dia be @ fandraisany anjara amin'ny fanatotosana ity site ity. Dia eto no hatitantsika ny soratanany. Tsindrio fotsiny ny lohanteny tianao ho vakina.

Maheraza fa aza mora kivy, ry Zandry! Fa roso toy sa mipody koa!

Vato-fianarana ve sa vatsim-pianarana?

Mandria am-piadanana, Ranamana!




compteur