IREO FANADIHADIANA
ITO NO TAHIRIN'IREO FANADIHADIANA NISY HATR'IZAY!
Ary dia misaotra antsika rehetra mandray anjara, fa dia hoentintsika manatsara ity tranokala ity ireo valim-panontaniana ireo. Ary aza hadino koa fa manana "bokindrakitra" isika ao amin'ny tranokalantsika, ka izay hevitra tianareo ho lazaina, nefa tsy nanotaniana etoana, dia soraty ao fa ho raisina an-tanan-droa!
Misaotra, Tompoko!
Tapitra androany 03.05.2009 /11:27:43 ny fanontaniana.
Ilay fanontaniana:
INONA NO TSY AMPY @ ITY TRANOKALANTSIKA ITY?
Ireo valiny azo:
- Ny vaovao aty rosia - 13%
- Ny fihaonan'ny Mpiraitanindrazana - 40%
- Ny fiaraha miasa - 13%
- Ny dokam-barotra - 0%
- Ny literatora Malagasy - 7%
- Ny forum - 7%
- Zavatra hafa - 7%


